Sen & Hajaina
hasi
Misaotra betsaka ny espace les colonnades fa tena hafapo tanteraka izahay, ny sakafo sy ny fandraisana dia tena tsara tokoa. Encore merci à Mme Rondro, Mr Jean et surtout Mme Noela.
Mankasitraka tanteraka Tompoko oh!
Sen et Hajaina.
18 Juillet 2015
© Toni Rasoamiaramanana



