Rina & Lova
Rina & Lova ary ny Fianakaviana manontolo,
Dia manolotra fisaorana feno ho an’ny Equipe « Les Colonnades » rehetra tamin’ny fikarakarana ny Mariage ny Alahady 30 Décembre 2012 lasa teo.
Tinay ny mampahafantatra fa dia tonga lafatra ny fikarakarana rehetra ary tsy nisy nokihanina, na teo @ Décoration, ny Sakafo, ny Services ary ny Petit déjeuner.
Misaotra indrindra tompoko ary mirary taona 2013 sambatra sy feno
fahombiazana ho anareo rehetra.