Dino & Francia

Izahay roa dia maneho fisaorana be dia be ho anareo rehetra ao amin’ny Les Colonnades tamin’ny fanatontosana ny fanambadianay ny Asabotsy 15 novambra lasa teo.
Tena afa-po tanteraka izahay mivady na tamin’ny fandraisana, na tamin’ny sakafo, na tamin’ny décoration… Ireto misy sary vitsivitsy nanamarika izany andronay izany
Andriamanitra anie hombanareo mandrakariva amin’izay hataonareo rehetra.
Mankasitraka tompoko.
Dino & Francia
15 Novembre 2014
© Photo – Immortel Photography
10822310_746758768737724_2047346718_n
10867128_746758438737757_917529945_n
décoration-salle-mariage-madagascar entree-mariage-champetre-tana
mariage-malgache-madagascar-antananarivo
10859527_746758948737706_725482553_n
10872304_746759552070979_1952575806_n (1)
mariage-antananarivo-les-colonnades-domaine mariage-tana-domaine