Fabien & Kerena

Izahay mivady dia maneho fisaorana feno fankasitrahana anareo tompon’andraikitra rehetra eto amin’ ny ESPACE « LES COLONNADES », tamin’ny fikarakarana rehetra tamin’ ny mariazinay  fa tena afapo tanteraka ; indrindra fa ho an’ i Mr Jean, Mlle Kanto ary Mme Rondro .

Dia mirary soa ho an’ny « LES COLONNADES »

Koa manasa anareo hiara-hankafy aminay amin’ny alalan’ireto sary vitsivitsy ireto

PM. Wed Fabien & Kerena-364 PM. Wed Fabien & Kerena-367 PM. Wed Fabien & Kerena-374 PM. Wed Fabien & Kerena-389 PM. Wed Fabien & Kerena-427 PM. Wed Fabien & Kerena-431 PM. Wed Fabien & Kerena-432 PM. Wed Fabien & Kerena-433 PM. Wed Fabien & Kerena-434 PM. Wed Fabien & Kerena-463 PM. Wed Fabien & Kerena-473 PM. Wed Fabien & Kerena-601 PM. Wed Fabien & Kerena-616 PM. Wed Fabien & Kerena-766 PM. Wed Fabien & Kerena-768 PM. Wed Fabien & Kerena-771 PM. Wed Fabien & Kerena-777 PM. Wed Fabien & Kerena-778

Incoming search terms:

  • sary mariage