Harinaina & Iony


Miarahaba an’i Madame Mirana sy Madame Rondro ary Monsieur Jean,
Faly mirary soa anareo sy ny ankohonanareo amin’izao taom-baovao 2012 izao, mba hotanteraka avokoa anie izay kasaina rehetra hombam-pahasalamana sy ny fitahian’Andriamanitra!

Mbola mamerina ny fisaorana eram-po eran-tsaina ny equipes « Espace les Colonnades » mikasika ny fiaraha-miasa tamin’iny mariazinay iny fa faly izahay roa kely sy ny olona nasaina rehetra ka tratra ny tanjona noho ny ezaka nataon’ny tsirairay ka isaorana etoana.
An-kafaliana tokoa no mbola hanoratanay ao amin’ny temoignage fa haka inspiration tsara izahay e…….

Manantitra ny fisaorana ary mamerina ny firarian-tsoa!

Harinaina & Iony (Lausanne – Suisse)

Ce qu'ils en pensent

Dernières Nouvelles

Volasoa & Liva

Volasoa & Liva

Une semaine après cet magnifique événement, nous tenons à...
Notre rétro-planning pour un mariage réussi !

Notre rétro-planning pour un mariage réussi !

Ça y est c’est décidé, vous allez vous marier !...
Tiana & Kanto

Tiana & Kanto

Bonjour, Nous tenons particulièrement à vous témoigner nos sincères...
Robena & Gracia

Robena & Gracia

  © Crédit Photos Luxary & Eddy Rakotoarinia
Gâteau de mariage

Gâteau de mariage

© Luxary
Harinaina & Iony

Harinaina & Iony

Miarahaba an’i Madame Mirana sy Madame Rondro ary Monsieur...
Best Of 2011

Best Of 2011

   
Zoom sur la décoration

Zoom sur la décoration

Aina & Michaela

Aina & Michaela

Mesdames, Messieurs, Nous tenons à vous remercier pour l’accueil...
Jardin

Jardin

Dernière photo et Couverture de l’album par Toni.R Michel
Fidy & Nathalie

Fidy & Nathalie

Nous voulons témoigner à travers ces quelques lignes de...
Franck & Mbolatiana

Franck & Mbolatiana

Bonjour, Nous sommes bien arrivés à Toulouse! Il fait...
Nicolas & Vero

Nicolas & Vero

Le 13 août 2011, nous avons vécu des instants...
Seta & Hanta – Nely & Fara

Seta & Hanta – Nely & Fara

Bonsoir, Notre mariage s’est bien déroulé ce jour sous...
Dessert

Dessert